Teny iditra | arahaba tsy maty fo aman-aina | |
Singan-teny | arahaba ; tsy ; maty ; fo ; amana ; aina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A salutation to those returned from the war, or a journey. [1.2] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |